Текст песни
Mba azafady kely tompoko ô
fa haroso ity tantara
Samia ianareo anio
mba hiara-hihaino tsara
Tonga eto Tsarahonenana
mitondra hira vaovao
Samia ianareo anio
mba hiara-hihaino tsara
Manao azafady amin'ny ray aman-dreny
Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao
fa mbola mitohy ihany ny amin'ity
Eny ô Eny a Eny ô
Eny ô Eny a Eny ô
Mba azafady kely tompoko ô
fa haroso ity tantara
Samia ianareo anio
mba hiara-hihaino tsara
Tonga eto Tsarahonenana
mitondra hira vaovao
Samia ianareo anio
mba hiara-hihaino tsara
Manao azafady amin'ny ray aman-dreny
Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao
fa mbola mitohy ihany ny amin'ity
Eny ô Eny a Eny ô
Eny ô Eny a Eny ô
Ianareo ve hijanona sa hiaraka aminay
Ianareo ve hijanona sa hiaraka aminay
Karaborosy re ny tônabilina handehananay a
Karaborosy re ny tônabilina handehananay a
Miaka-piakarana re izy mamindra vitesy ô
Midim-pidinana re izy manitsaka frein a
Rehefa mijanona re izy vitesy point mort a
Fiara vanona be, méro TéGé
sady mahery mandeha
Manao azafady amin'ny ray aman-dreny
Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao
fa mbola mitohy ihany ny amin'ity
Eny ô Eny a Eny ô
Eny ô Eny a Eny ô
Ikala Fanja mijanona tsy miaraka aminay a
Ikala Fanja mijanona tsy miaraka aminay a
Karaborosy re ny tônabilina handehananay a
Karaborosy re ny tônabilina handehananay a
Miaka-piakarana re izy mamindra vitesy ô
Midim-pidinana re izy manitsaka frein a
Rehefa mijanona re izy vitesy point mort a
Izahay tsy mila an'i Rafanja
sipa kely tsy mahay bà kely
Manao azafady an-dRafanja Malala
Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao
fa mbola mitohy ihany ny amin'ity
Eny ô Eny a Eny ô
Eny ô Eny a Eny ô
Mba azafady kely tompoko ô
fa vita ny tantara
Misaotra anareo anio mba hiara-hihaino tsara
Tonga eto Tsarahonenana
fa mitondra hira vaovao
Misaotra anareo anio mba hiara-hihaino tsara
Manao azafady amin'ny ray aman-dreny
Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao
fa vita teo re ny amin'ity
Eny ô Eny a Eny ô
Eny ô Eny a Eny ô
Перевод песни
Пожалуйста, сэр, я расскажу эту историю. Всем вам сегодня. Давайте послушаем вместе. Мы приехали в Царахоненану. Привезли новую песню. Всем вам сегодня. Давайте послушаем вместе. Пожалуйста, родители. С прошлого года по настоящее время. Это все еще продолжается. Да, да, да, да. Да, а
Он едет вверх и вниз, переключает передачи а
Он едет вниз и вниз, нажимает на тормоза а
Когда останавливается, переключается на нейтраль а
Очень хорошая машина, прямо как Теге
и он ездит очень быстро
Пожалуйста, расскажите своим родителям
С прошлого года и до сих пор
но это все еще продолжается
Да, о, да, а, да, о
Да, о, да, да, о
Икала Фанджа не останавливается с нами а
Икала Фанджа не останавливается с нами а
Машина, к которой мы едем, очень грязная а
Машина, к которой мы едем, очень грязная а
Он едет вверх и вниз, переключает передачи а
Он едет вниз и вниз, нажимает на тормоза а
Когда останавливается, нажимает на тормоза а
Нам не нужна Рафанджа
маленькая девочка, которая не умеет водить
Пожалуйста, расскажите Рафандже Малале
С прошлого года и до сих пор
но это все еще продолжается
Да, о, да, а, да ô
Да ô Да да ô
Пожалуйста, сэр ô
история окончена
Спасибо, что внимательно слушали сегодня
Я приехал сюда из Царахоненаны
чтобы принести новую песню
Спасибо, что внимательно слушали сегодня
Пожалуйста, расскажите родителям
С прошлого года по настоящее время
но это закончилось
Да ô Да да ô
Да ô Да да ô
Смотрите также: